|
|
|
|

Entry 1  miporitsaka
Root  2 poritsaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mianjera avy eny an-tanana tsy hita akory: Lazainy fa niporitsaka teny an-tanany ny poketrany
9 (olona) Lasa nidify haingana tsy tra-maso: Niporitsaka indray, hono, Rainivoanjo fa tsy nataon-dry zareo tsara ambina [1.1]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  miporitsaka, 11 mpitsoriaka

Updated on 2026/04/21