Entry | 1 mipoitra |
Root | 2 poitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana avy ao anaty masonkoditra...: Misy rano mipoitra avy ato anatin' ity vato ity ~ Efa nipoitra ve ny bonibonin-janakao? 5 Miposaka: Nipoitra avy tany atsinanana indrindra ny volana tamin' izay 6 Miseho tampoka: Indro nipoitra avy tao anaty hady ilay mpangalatra 7 (zavamaniry) Mitranga avy ao anaty tany: Efa nipoitra ny tsaramaso namboleko [1.1] 8 miseho 9 azo avy amin'ny ... [1.13] |
Explanations in French |
10 émerger 11 dériver de ... [1.13] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mipoitra |
Anagrams | 17 mipoitra, mpioitra |
Updated on 2023/01/20 |