|
|
|
|

Entry1  mipoaka
Root  2  poaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mamoaka feo mafy tampoka mirefotra (vato, vanja, basy, tafondro): Nipoaka ny tafondro ka nihovotrovotra ny trano
5  Vaky miparitaka tampoka: Nipoaha ny fitaratra voan' ny vato
6  (masoandro na ny andro) Miposaka, na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona: Efa mipoaka ny andro ka andeha hanahy ny vary
7  Mivoaka miseho hita ety ivelany, mirofotra: Tsy mbola nipoaka ny kitrotron' ny zanany
8  Miseho miharihary, vaky: Nipoaka ny tetiky ry zareo ka henatra foana no hitany
9  Nipoako ny ady lehibe no teraka ny zandriko
10  Misy bontsina miseho, miempaka: Nipoaka ny tanako tamin' ny asa angady omaly sy afakomaly
11  Mihamahia: Nipoaka Rakoto hatramin' izay naharariany izay [1.1]
12  miposaka (masoandro) [Sihanaka] [1.78]
Explanations in English  13  to burst, to explode [1.7]
Explanations in French  14  éclater, exploser [1.8]
15  exploser [1.13]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Compound words 

Anagrams  23  ampiako, miapoka, mipaoka, mipoaka

Updated on 2023/01/20