Entry | mipitika (pitika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray: Nipitika ny rano ha saiha voa aho Miala tampoka dia mitsambikina: Nipitika ilay parosy teto ka tsy hitako izay nalehany [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |