Entry | 1 mipasoka |
Root | 2 pasoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandama, mandambolambo, manindry amin' ny vy hafanaina: Maika izy fa mbola hipasoka ny akanjo hoentiny rahampitso alahady 5 Voalama, voatsindrin' ny vy nohafanaina: Mitondra akanjo tsy mipasoka 6 Mandrindra tsara: Loza iny raha hipasopaso-teny [1.1] |
Explanations in English |
7 to smooth; to iron; to palliate. The reduplicated forms of the above are used with the same meanings [1.2] 8 to iron clothing [1.7] |
Explanations in French |
9 repasser le linge [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 mipasoka, miposaka, mpisaoka, mpisoaka |
Updated on 2023/01/20 |