Entry | 1 miory |
Root | 2 ory |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Malahelo, mijaly: Tonga izahay miara-miory aminareo [1.1] |
Explanations in English |
5 to assume an air of misery. [1.2] |
Explanations in French |
6 être affligé, malheureux, pauvre [1.3] |
Examples |
7 Nirohotra ny fokonolona nampiseho ny fiaraha-miory amin' ny fianakaviana sy nanao ny fikarakarana rehetra nilaina. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |