Entry (1/2) | 1 miongana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao |
Explanations in English |
4 [1.2] to fall down, to sink, to be reduced. |
Examples |
5 [2.131] raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany |
Root | 6 ongana |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 miongàna |
Part of speech | 12 imperative of active verb miongana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Root | 15 ongana |
Anagrams | 16 amingano, amongany, anganoim, iangonam, ionganam, manaingo, manginao, manionga, miangano, miangona, miangòna, miongàna, miongana, mongaina, nigaonam, nigoanam |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |