Entry |
miolaka
(olaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity vao tonga any aminay Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahavoa azy [1.1]
|
Explanations in English | To wind about, to go in a serpentine direction; to be oblique, to speak in an ambiguous manner, to quibble, to prevaricate. [1.2]
|
Examples | Eo ambony andrefana atsimon' ny tanànan' Ambohijanaka, midina sy miolaka ny arabe.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
miolaka |
Past : |
niolaka |
Future : |
hiolaka |
Imperative : |
miolaha |
|
Synonyms | |
|