Entry | 1 miolaka (olaka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity vao tonga any aminay 4 Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahavoa azy [1.1] |
Explanations in English |
5 to wind about, to go in a serpentine direction; to be oblique, to speak in an ambiguous manner, to quibble, to prevaricate. [1.2] |
Examples |
6 Eo ambony andrefana atsimon' ny tanànan' Ambohijanaka, midina sy miolaka ny arabe. [2.472] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 miolakolaka |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miolaka |
Anagrams | 14 kaliôma, kimalao, Mailoka, mailoka, makalio, mialoka, mikaloa, milaoka, miloaka, miolaka |
Updated on 2023/01/20 |