|
|
|
|

Entry 1  mioitra
Root  2 oitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza ny angady tsindriana mafy ka mampiendaka baingan-tany be
9 Miezaka mafy mba hipoitra fa tsy manaiky ny hotsindriana lava: Tsy naharitra ny mponina tany atsimo fa nioitra tamin' ny fitondrana tsy mba nisy fikarakarana azy [1.1]
Explanations in English  10 to struggle, to strive to get free from something pressing one down. [1.2]
Explanations in French  11 Se soulever, ne pas se soumettre aux avis des autres, refuser [1.3]
Examples  12  Amin' izay, dia mba hahavita soa amin' ireo zana-badiny ireo izy, ka hahafahan' izy rehetra mioitra amin' ny fahantrana rahatrizay. [2.470#96]

Anagrams  mioitra, 13 miriota, 14 mitoria

Updated on 2026/04/20