Entry (1/2) | 1 mino (ino) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao 4 Miaiky fa misy: Nino an' Andriamanitra ny Ntaolo malagasy 5 Mihevitra, matoky: Nino izy fa tsy hamely intsony ny fahavalo [1.1] |
Explanations in English |
6 to believe [1.7] |
Explanations in French |
7 croire, avoir la foi [1.8] |
Examples |
8 Tsy mino anao aho. [2.471] 9 Diso ny mino fa manaiky daholo izay ilaina na tsiriritin-tany na iza na iza. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mino (ino) |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 misotro [Bara, Tanosy]
[1.78] |
Explanations in English |
17 to drink [Provincial]
[1.7] |
Explanations in French |
18 boire [Provincial]
[1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2022/09/14 |