Entry | 1 minia |
Root | 2 nia |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao an-tsitrapo: Ninia nanosika ahy fotsiny izao izy raha nandalo teo akaikiko [1.1] |
Explanations in English |
5 to resolve on, to intend, to do a thing purposely, to determine. [1.2] 6 to do something intentionally [1.7] |
Explanations in French |
7 faire exprès [1.8] |
Examples |
8 Nahazo fahazarana amin' ny fisotroan-toaka izy ka toa minia mikimpy mihitsy ho amin' ny fahaverezany. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word minia |
Updated on 2023/01/20 |