|
|
|
|

Entry 1  mingodongodona
Root  2 ngodongodona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza [1.1]
Explanations in English  8 to emit a hollow sound. [1.2]
Examples  9  Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana. [2.69#]
Synonyms  10 mingodona

Updated on 2026/04/22