|
|
|
|

Entry 1  minainaina
Root  2 nainaina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mimenomenona fatratra, mitaraindraina sy midradradradra [1.1]
Explanations in English  8 to cry out, to lament; to give out a loud sound, as a tight drum. It is also used for daindaina [1.2]
Examples  9  Inona ary izany : Ny tsindriana tsy minainaina, fa ny manindry no minainaina? [2.69#]
10  Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. [2.4#]

Updated on 2026/04/20