|
|
|
|

Entry1  mimamà
Root  2  mam
Part of speech  3  active verb
Vocabulary  4  Sound
5  Zoology: (in general)
Explanations in Malagasy  6  Mitrentrena, mitrena matetika
7  Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana [1.1]
Explanations in English  8  to low (of cattle) [1.7]
Explanations in French  9  meugler, beugler (du boeuf) [1.8]
Examples  10  mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy? [2.996]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Proverbs  14  Proverbs containing the word mimamà

Updated on 2023/01/20