Entry milofika (lofika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miondrika, miletitra ny loha, tsy miarina tsara amin' ny toerana misy ny tena: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony
Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olona [1.1]
Examples Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472]
Morphology 
Present : milofika
Past : nilofika
Future : hilofika
Imperative : milofiha

Updated on 2023/01/20