|
|
|
|

Entry1  mikotroka
Root  2  kotroka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso
5  Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary
6  Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [1.1]
Explanations in English  7  to thunder; to roar, as a cascade, etc [1.7]
Explanations in French  8  tonner; faire du bruit comme une cascade [1.8]
Vocabulary  9  Sound
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  mikokotra, mikotroka

Updated on 2023/01/20