Entry | 1 mikotroka |
Root | 2 kotroka |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Sound |
Explanations in Malagasy |
5 Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso 6 Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary 7 Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [1.1] |
Explanations in English |
8 to thunder; to roar, as a cascade, etc [1.7] |
Explanations in French |
9 tonner; faire du bruit comme une cascade [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mikotroka |
Anagrams | 15 mikokotra, mikotroka |
Updated on 2023/01/20 |