|
|
|
|

Entry 1  mikitoantoana
Root  2 kitoantoana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Tsy mitovy tantana ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampona tsara fa miavo miiva: Mikitoantoana ny lalana mankatý aminareo izany [1.1]
Explanations in English  8 to be bumpy; to be rough (esp. of roads) [1.7]
Explanations in French  9 être raboteux; inégal [1.8]

Updated on 2026/04/20