Entry | mikehana (kehana) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | mahenika, mikehana |
Updated on 2023/01/05 |