Entry | 1 mikatsakatsaka |
Root | 2 katsakatsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandehandeha etsỳ sy erỳ, mivoivoy: Reko mikatsakatsaka eran' ny tenako ny hidihidy noho ilay laim-panday 5 Mivezivezy toa mitady hanao ratsy, misaodisaody, mihaodihaody, misodisody: Nikatsakatsaka eran' ny saha nandritra ny alina ny mpangalatra [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |