|
|
|
|

Entry1  mikatsakatsaka
Root  2  katsakatsaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandehandeha etsỳ sy erỳ, mivoivoy: Reko mikatsakatsaka eran' ny tenako ny hidihidy noho ilay laim-panday
5  Mivezivezy toa mitady hanao ratsy, misaodisaody, mihaodihaody, misodisody: Nikatsakatsaka eran' ny saha nandritra ny alina ny mpangalatra [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/20