Entry mikatrokatroka (katrokatroka (katroka))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza feon-javatra samy mafy mifandona: Mikatrokatroka ny kitron-tsoavaly mandeha amin' ny vato [1.1]
Examples Toa voavetsovetsony amin' izany ny tsy fahaizany sy tsy fahalàlany, ny herin' ny vy mikatrokatroka raha miohatra amin' ny fanolanam-pary, ny angady sy ny sarety anànana. [2.470]
Morphology 
Present : mikatrokatroka
Past : nikatrokatroka
Future : hikatrokatroka

Anagrams 

Updated on 2023/01/05