Entry mikaratsaka (karatsaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina
Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka [1.1]
Morphology 
Present : mikaratsaka
Past : nikaratsaka
Future : hikaratsaka

Anagrams 

Updated on 2023/01/20