|
|
|
|

Entry (1/3)1  mikarakara
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] misaritaka

Entry (2/3)4  mikarakara
Root  5  karakara
Part of speech  6  active verb
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny
Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho
Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny
Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity?
Explanations in English  8  [1.7] to take care of, to look after
Explanations in French  9  [1.8] prendre soin de; se charger de
Examples  10  Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (3/3)15  mikarakarà
Root  16  karakara
Part of speech  17  imperative of active verb mikarakara [Full list]

Anagrams  18  ikarakaram, irakarakam, karakaraim, mikarakara, mikarakarà, mirakaraka, rakarakaim

Updated on 2023/01/20