Entry mikaona (kaona)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miray ny lohany, ny tendrony: Nikaona ny basin' ny miaramila
Miady, miady rafitra, tsy misy elanelany fa mipaka tsara: Tsy mikaona tsara ny rafitr' ity varavarana ity
Midona, mipoka, mipaika, mikatroka: Marary ny lohako fa nikaona tamin' ny rindrina
Mifanaraka, mifanara-tsaina, miray hevitra: Mikaona amin' ny zavatra maro izy roa lahy ireo. [1.1]
Morphology 
Present : mikaona
Past : nikaona
Future : hikaona
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/26