|
|
|
|

Entry 1  mikaka
Root  2 kaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 [Tanala] misokatra, midanadana, midananaka, mivoha be [1.78]
8 misy kakany: Efa mikaka ny latabatra ka tsy mihilangilana intsony.
9 Manome fanontaniana sarotra loatra amin' ny fanadinana ka manao izay tsy hahafahan' ilay adinina: Mikaka mpianatra [1.1]

Updated on 2026/02/04