|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mijoro
Root  2 joro
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-baravarana eo fotsiny ianao
9 Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan' ny mpampiasa fiarakaretsaka [1.1]
Examples  10  Nahoana hianao no dia mijoro? [2.69#]
11  ny tamboho sisa no mijoro ao. [2.470#]

Entry (2/3) 12  mijoro
Root  13 joro
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15 [Sihanaka] mivavaka, mitsodrano [1.78]
16 Mivavaka [1.1]

Entry (3/3) 17  mijoro
Root  18 joro
Part of speech  19  adjective
Explanations in French  20 debout [1.13]

Anagrams  mijoro, 21 mojiro

Updated on 2026/04/20