Entry |
mijononoka
(jononoka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana [1.1]
|
Explanations in English | To flow abundantly but silently [1.7]
|
Explanations in French | Couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes [1.3]
|
| Couler abondamment et doucement [1.8]
|
Examples |
1 | Mijononoka moramora ny orana avy hariva
[2.1046]
|
2 | Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra
[2.324]
|
|
Morphology |
Present : |
mijononoka |
Past : |
nijononoka |
Future : |
hijononoka |
|
|