|
|
|
|

Entry 1  mijokojoko
Root  2 jokojoko
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mandeha somary miondrikondrika, mivokobokoka, noho ny hamenarana na ny tahotra na fikendrena hanaitra, hanampoka olona; miondrikondrika mitily [1.1]
Explanations in English  [2.131#333]
Examples  8  Mitikitikim-pandeha rambon'osy / mijokojoko fandeha rambon'ondry / raha mitady kototanin-tarehy hianao / mankanesa ao amin-dRamangamalefaka / sady ary fomba no ary toetra /sady manitra no mamerovero [2.131#333]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21