|
|
|
|

Entry 1  mijofo
Root  2 jofo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Misondrotra, misavoana, mipololotra, mitambolimbolina: Nijofo ny vovoka tamin' ny nandalovan' ilay fiarakodia nirimorimo
9 Tonga na mandroso amim-pahasahiana: Nijofo alina tany aminay Rasoa mianaka [1.1]
Analogs  10  mitora-jofo

Anagrams  11 fijomo, mijofo

Updated on 2026/04/22