|
|
|
|

Entry 1  mijininìka
Root  2 jininika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mandeha mikoriana mitete tsy misy fiatoana: Mijininika ny ra tamin' ny ratrany ha nentina haingana nankany amin' ny hopitaly izy [1.1]

Updated on 2026/04/20