|
|
|
|

Entry 1  mijejojejo
Root  2 jejojejo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason' ny olona, langa
9 mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha [1.1]
Explanations in English  10 to be playful; to be lewd [1.7]
Explanations in French  11 être dissipé, lascif [1.3#294, 1.8]
12 être léger, folâtre, libre [1.3#294]
Examples  13  Tsy hamaly ny zanakavavinareo Aho, raha mijejojejo izy, na ny vinantovavinareo, raha mijangajanga izy; [2.996#35.004.014]

Updated on 2026/04/20