|
|
|
|

Entry1  mihosin-dra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] feno ra avy amin' ny ratran' ny tena ihany na avy amin' ny an' ny hafa -- entina milaza koa ny olona nahavita heloka tamin' ny famonoana olo-marina
Explanations in French  4  [1.8] se barbouiller de sang
Examples  5  [2.996#] Fa ny kiraron' izay mitrevatreva fandeha eo amin' ny fihorakorahan' ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin' ny afo izany.
Elementary words  6  mihosina, ra

Anagrams  7  hindraosim, hindroasim, mihosin-dra

Updated on 2025/01/21