Entry mihorika (horika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Migaga, mitalanjona: Tsy misy tsy nihorika nahita ny fahakingan' ilay tovolahy [1.1]
Morphology 
Present : mihorika
Past : nihorika
Future : hihorika
Imperative : mihoreha

Entry mihorika
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Miakatra manatona ny loharano, mandoa (raha marary) [1.78]

Updated on 2023/01/05