Entry | mihondratra (hondratra) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Miontana, taitra: Nihondratra ny fony nahita anjanany nianjera Mangovitry ny tahotra Mirongatra, mirofotra: Efa mihondratra ny bonibonin' i Naivo kely [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/05 |