Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Toponymy
Plates and Tables
Changes
|
|
|
|
Entry
mihomehi
me
hy
(
homehi
me
hy
(
ho
me
hy
(
he
hy
)))
Part of speech
active verb
Examples
1
Hay rahefa faly izy ity, mba sahala amin' ny olona rehetra ihany :
mihomehimehy
foana, mientanentana eo am-piresahana
[
2.4
]
2
Avy eo indray anefa mifanilakilaka sy
mihomehimehy
tsy sazoka noho ny tsy maharariny loatra ny ataon' I Sarila sy ny Sefodegarda.
[
2.470
]
3
Noteneniny mafy izahay raha toa
mihomehimehy
nahita an-dRagova nandalo nivembena.
[
2.356
]
Morphology
Present :
mihomehihehy, mihomehihehin', mihomehihehin-, mihomehihehim-
Past :
nihomehihehy, nihomehihehin', nihomehihehin-, nihomehihehim-
Future :
hihomehihehy, hihomehihehin', hihomehihehin-, hihomehihehim-
Updated on 2020/07/31