|
|
|
|

Entry1  mihoatra (hoatra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra
4  Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin' ny fanadinana Rakoto
5  Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena [1.1]
Explanations in English  6  to exceed; to be above; to pass on the road [1.7]
Explanations in French  7  excéder; surpasser [1.8]
Examples  8  Lasa nihoatra niatsinanana izy telo mianaka [2.324]
9  Vehivavy be herim-po sy matanjaka tsy mihoatra anao, ry Neny. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Anagrams  18  hiamotra, miahotra, mihaotra, mihoatra, miohatra, mirotaha, mitoraha

Updated on 2022/09/05