Entry | 1 mihoaka (hoaka) |
Part of speech | 2 active verb |
Vocabulary |
3 Health |
Explanations in Malagasy |
4 Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa [1.1] 5 Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1] |
Explanations in French |
6 Faire des efforts pour vomir [1.54] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 mihoakoaka |
Anagrams | 11 ahimoka, mihaoka, mihoaka, mikaoha, miohaka |
Updated on 2023/01/20 |