|
|
|
|

Entry 1  mihika
Root  2 hika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Feno mifanizina tsy misy elanelany: Aza mampiditra mpijery intsony fa efa mihika ny efitrano
8 Mijanona ela ao anaty...: Nihika tao am-pianarana izahay fa tsy navelan' ny mpampianatra hivoaka
9 Tsy afa-mitelin-javatra fa toa kenda misy manampina ny tenda: Omeo ranovola i Bozy fa mihika [1.1]

Updated on 2026/04/20