|
|
|
|

Entry1  mihetsika (hetsika)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza
4  Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao
5  Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [1.1]
Explanations in French  6  bouger, mouvoir, se mouvoir [1.13]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mihetsika

Updated on 2023/05/24