Entry miherika (herika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika izy no nahapotraka aza
Mijery izay any aoriana ka atodika any ny loha: Niherika azy no nahatafintohina ahy
Miraharaha, misahana, mikarakara: Aza miherika asa hafa afatsy ny anao [1.1]
Morphology 
Present : miherika
Past : niherika
Future : hiherika
Imperative : mihereha
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05