Entry | mihelingelina (helingelina (helina)) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako Miseho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihelingelina taty; sao dia manavy àry izy? [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be restless, and thus cause annoyance. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |
![]() |