|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihehy
Root  2 hehy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikaoka amin' ny tongotra dia manely: Nihehy ny fako teo ny akoho ka izany no nahatonga ny tokotany haloto
9 Mihady: Mihehy ny tany ny saka
10 Mamokatra, mamongotra: Nisy nihehy ny voanjo tatsy atsimon-tanàna
11 Mitady hahalala momba ny...: Nihehy ahy ny mpitsikilo tamin' ny fivoriana nataonay fa tsy niteny na inona na inona aho [1.1]
Explanations in English  12 to scratch in the ground. [1.2]
13 to scratch the ground; to paw the ground [1.7]
Explanations in French  14 gratter la terre, creuser avec les pattes [1.8]
Examples  15  Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [2.472#225]
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 17  mihehy
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19 [Antesaka+Bara] mihomehy [1.78]
20 [Tanala] mihomehy: Kaja mihehy ny kivahe mahia sandré ibojan'ny volone (aza homehy ny amboa mahia sao ipariahan'ny volony) [1.78]

Updated on 2026/04/21