| Entry | 1 mihazohazo |
| Root | 2 hazohazo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mijajirika misalasala tsy mahita izay hatao, na handroso na hihemotra: Nihazohazo ela teo an-tokotany io tovolahy io oao niditra
9 Tsy tapa-kevitra, misalasala, mihambahamba: Mihazohazo mandrakariva io tovolahy io [1.1] |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | mihazohazo, 11 mizahozaho |
| Updated on 2026/04/21 |
|