Entry | 1 mihazo |
Root | 2 hazo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly 5 Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory [1.1] |
Explanations in English |
6 to pass by way of [1.7] |
Explanations in French |
7 passer par [1.8] |
Examples |
8 Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mihazo |
Anagrams | 13 mihazo, mizaho |
Updated on 2022/09/12 |