Entry | 1 mihaotra (haotra) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mikaoka ny hoditra amin' ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotra loha [1.1] 4 Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy [1.1] |
Explanations in English |
5 To scratch, to claw. [1.2] 6 To scratch oneself; to rub against something [1.7] |
Explanations in French |
7 Se gratter, se frotter contre quelque chose [1.8] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 mihaotraotra |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mihaotra |
Anagrams | 14 hiamotra, miahotra, mihaotra, mihoatra, miohatra, mirotaha, mitoraha |
Updated on 2023/01/20 |