Entry | mihanjaka (hanjaka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana Jereo mitanjaka [1.1] | ||||||
Examples | Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana.
[2.472] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |