Entry mihandrina (handrina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miankina, mipetraka, miorina: Mihandrina amin' ny vatolampy ity trano ity ka tsy atahorana hianjera [1.1]
Morphology 
Present : mihandrina
Past : nihandrina
Future : hihandrina

Anagrams 

Updated on 2020/07/31