Entry | 1 mihamahantra (mahantra) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in French | 3 s'appauvrir [1.66]4 tomber dans la gêne [2.996] |
Examples |
5 Raha mihamahantra ny rahalahinao eo akaikinao, ka mivaro-tena aminao, aza dia ampanaovina asan' andevo izy [2.996] 6 Raha mihamahantra ny mponina eny an-tanànakely onenan-dRasoa mianakavy, velona ho azy kosa ny tanàna iray tsy lavitra eo manamorana ny lalamby. [2.470] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/23 |